top of page
3639f6f8-5f39-498c-a5b1-4b1e037745dc.jpeg

RESABO IZANY MANODIDINA ANAO

Fantatsika fa ny antoka amin'ny fahombiazan'ny hetsika ataontsika dia mitaky fandraisan'anjaran'ny fiarahamonina matanjaka. Resaho amin’ny manodidina anao izany, ampahafantaro ny zava-misy iainan’ny vahoaka Malagasy maro an’isa eto amin’ny firenena izay tsy mahita sakafo mafana voalanjalanja isan’andro intsony ho an’ny tsirairay, mainka fa ny ankizy sy ny zokiolona.

pexels-nav-photography-5458363.jpg
iStock-1396974629 (Copier).jpg

IMPLIQUEZ-VOUS

Découvrez comment vous pouvez participer

Fundraising

Manontany tena ve ianao hoe inona no tokony hatao hanampiana ny hafa, sy ny fomba tokony hatao, ary amin'iza? Afaka mieritreritra ny hanohana ny hetsikay ianao. Ny vola rehetra voaangona dia hatokana ho an'ny tetikasa famoronana asa, fanampiana vonjy maika, famatsiam-bola amin'ny tetikasa izay azonao arahina amin'ny fotoana rehetra.

Pouring Sand

NOUS AIDER

Vous sentez que le moment est venu de rejoindre l'une de nos antennes ou encore mieux ? Si vous avez choisi de nous aider, sachez que le temps que vous passerez avec OMAD aura un véritable impact sur nos compatriotes à Madagascar

bottom of page