top of page
428001-525231_edited_edited.jpg

TONGASOA ! Seul on va plus vite, ensemble on va plus loin

29 Martsa 2025

 

Hafatra avy amin'i RANDRIAMASY Natanaela

 

Enoy tsara eo amin'io oronan-tsary etsy ambony io ny valin'ireto fanontaniana ireto.

 

1°) Inona no tena olana sedrain'ny Malagasy vokatrin'ny fanjanahantany sy ny néocolonialisme ?

  • Nanapotehan'ireo mpanjanaka tanteraka nanomboka izy tonga teto amintsika ny 1860

  • Misy ireo Malagasy singaniny (ao anatin'ny Club housse) hanitsaka ny Malagasy namany

 

2°) Ahona no hanangana firenena vanona sy matanjaka

  • Hanekentsika ny lesoka misy eto amintsika ny miteny hoe:

    • Ory hava-manana

    • Hazo avo halan-drivotra

    • Mifampisitona midina

Nofinofiko, nofinofinao, nofinofintsika...

Hafatra 05 Aprily 2025

Ahoana ny fomba hanangana firenena vanona sy matanjaka ?

  • Fananana mpitondra vanona

  • Mpitondra matahotra an'Andriamanitra

  • Mpitondra tian'ny Malagasy sy tsy mivarotra an'ny Madagasikara

  • Mpitondra manaja ny soatoavina

Ny resaka Fanabeàzana ?

  • Fifanajana, Fifankatiavana, Firaisankina

 

Olona tokana no mitazona ny harena ao Madagasikara.

  • Omeo subvention ny mpandraraha Malagasy ao an-toerana hivelatra

  • Aza atao ampimanba ny businessiny

  • Ireo izay manana traikefa aty hivelany, sitomy hiverina ao Madagasikara

  • Aza ny mpandraraha tia ho tonga no hangalanareo vola

bottom of page